1 teny.
Arahabaina.
Salama Manon ary miarahaba anao.
Tena tsara tarehy sy feno fahatsapana ny asanao..
Votre sens de la création révèle une vraie artiste très douée depuis l'enfance en fait.
Bravo.
Hanaraka ny dianao aho ary hijery ny fampirantiana.
amin-kitsimpo
Sylvie Pomares